Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 8:14 - DIEM PROTESTANTA

14 dia nisambotra tovolahy iray avy ao Sokôta ary nanontany azy. Dia nomen’ilehio azy an-tsoratra ny anaran’ireo lehibe sy loholona tao Sokôta ka nisy 77 no isany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Nisambotra zatovo iray tamin’ny mponina tao Sokota izy ka nanadihady azy; dia nosoratan’ilay zatovo ny anaran’ireo olo-manankajan’i Sokota sy ny loholona tao izay nisy fito amby fitopolo lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 dia nisambotra tovolahy iray avy ao Sokôta ary nanontany azy. Dia nomen’ilehio azy an-tsoratra ny anaran’ireo lehibe sy loholona tao Sokôta ka nisy 77 no isany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Nisambotra zazalahy anankiray amin’ny mponina ao Sokôta izy, nanontaniany, ka nosoratan’io ny anaran’ny lehibe sy ny loholona fitopolo lahy, ao Sokôta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 ary nisambotra zatovo tamin’ny mponina tao Sokota izy ka nanontany azy; dia nosoratan’ilay zatovo ny anaran’ireo andrianan’ Sokota sy ny loholona tao, ka fito amby fito-polo lahy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 ary nisambotra zatovo tamin'ny mponina tao Sokota izy ka nanontany azy; dia nosoratan'ilay zatovo ny anaran'ireo andrianan'i Sokota sy ny loholona tao, ka fito amby fito-polo lahy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Nisambotra zatovo iray tamin’ny mponina tao Sokota izy ka nanadihady azy; dia nosoratan’ilay zatovo ny anaran’ireo olo-manankajan’i Sokota sy ny loholona tao izay nisy fito amby fitopolo lahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 8:14
5 Rohy Ifampitohizana  

Fa i Jakôba kosa nivily ho any Sokôta, dia nanao trano ho azy sy tranotomboka ho an’ny andiam-biby fiompiny. Izany no niantsoana io toerana io hoe Sokôta, izany hoe Tranotomboka.


Ary rehefa niverina avy niady i Gidehôna ka mby teo amin’ny fiakaran’i Heresa,


Avy eo dia nankany amin’ny mponina tao Sokôta i Gidehôna ka nanao taminy hoe: –Indreto i Zebaha sy i Tsalmonà izay nanesoanareo ahy hoe: «Ahoana moa izahay no hanome hanina ny tafikao efa reraka? Efa eo ambany fahefànao sahady angaha i Zebaha sy i Tsalmonà?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra