Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 8:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Ary rehefa niverina avy niady i Gidehôna ka mby teo amin’ny fiakaran’i Heresa,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Dia niverina avy tamin’ny ady, avy teo amin’ny fiakaran’i Heresa i Gideona, zanak’i Joasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Ary rehefa niverina avy niady i Gidehôna ka mby teo amin’ny fiakaran’i Heresa,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Dia niverina avy tany amin’ny ady i Jedeôna zanak’i Jôasy, nihazo ny fiakarana Haresy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Dia niverina avy tamin’ny ady Gideona, zanak’i Joasy, avy teo amin’ny fiakarana Heresa;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Dia niverina avy tamin'ny ady Gideona, zanak'i Joasy, avy teo amin'ny fiakarana Heresa;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Dia niverina avy tamin’ny ady, avy teo amin’ny fiakaran’i Heresa i Gideona, zanak’i Joasy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 8:13
2 Rohy Ifampitohizana  

Nitsoaka nandositra i Zebaha sy i Tsalmonà, mpanjaka midianita roa lahy, nefa nenjehin’i Gidehôna ka azony sambo-belona; dia izany no nampihorohoroany ny tafika midianita manontolo.


dia nisambotra tovolahy iray avy ao Sokôta ary nanontany azy. Dia nomen’ilehio azy an-tsoratra ny anaran’ireo lehibe sy loholona tao Sokôta ka nisy 77 no isany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra