Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 8:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Avy eo dia nankany amin’ny mponina tao Sokôta i Gidehôna ka nanao taminy hoe: –Indreto i Zebaha sy i Tsalmonà izay nanesoanareo ahy hoe: «Ahoana moa izahay no hanome hanina ny tafikao efa reraka? Efa eo ambany fahefànao sahady angaha i Zebaha sy i Tsalmonà?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Avy eo dia nankany amin’ny mponina tao Sokota i Gideona ka niteny hoe: Indreo i Zebaha sy i Zalmona izay efa nandatsanareo ahy hoe: Moa efa eo am-pelatananao ankehitriny va ny tanan’i Zebaha sy i Zalmona no homenay mofo ny olonao efa reraka?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Avy eo dia nankany amin’ny mponina tao Sokôta i Gidehôna ka nanao taminy hoe: –Indreto i Zebaha sy i Tsalmonà izay nanesoanareo ahy hoe: «Ahoana moa izahay no hanome hanina ny tafikao efa reraka? Efa eo ambany fahefànao sahady angaha i Zebaha sy i Tsalmonà?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Tamin’izay dia nankao amin’ny mponina ao Sokôta i Jedeôna, ka nanao hoe: «Indreo eo i Zebea sy i Salmanà izay nanesoanareo ahy hoe: Efa voahazon’ny tananao sahady ve ny tanan’i Zebea sy i Salmanà, no hanome mofo izay miaramilanao sasatra izahay?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary Gideona dia nankany amin’ny mponina tao Sokota ka nanao hoe: Indreo Zebaha sy Zalmona, izay efa nandatsanareo ahy hoe: Moa efa voahazon’ny tànanao ankehitriny va ny tànan’i Zebaha sy Zalmona, no homenay mofo ny olonao efa reraka?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary Gideona dia nankany amin'ny mponina tao Sokota ka nanao hoe: Indreo Zebaha sy Zalmona, izay efa nandatsanareo ahy hoe: Moa efa voahazon'ny tananao ankehitriny va ny tànan'i Zebaha sy Zalmona, no homenay mofo ny olonao efa reraka?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Avy eo dia nankany amin’ny mponina tao Sokota i Gideona ka niteny hoe: Indreo i Zebaha sy i Zalmona izay efa nandatsanareo ahy hoe: Moa efa eo am-pelatananao ankehitriny va ny tanan’i Zebaha sy i Zalmona no homenay mofo ny olonao efa reraka?

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 8:15
4 Rohy Ifampitohizana  

dia nisambotra tovolahy iray avy ao Sokôta ary nanontany azy. Dia nomen’ilehio azy an-tsoratra ny anaran’ireo lehibe sy loholona tao Sokôta ka nisy 77 no isany.


Dia nalain’i Gidehôna ny tsilo sy ny songosongo avy tany an-taniefitra ka nofaiziny tamin’ireny ireo loholona tao Sokôta.


Ary haka amin’ny mofo sy ny rano ary ny hena izay efa nomaniko ho an’ny mpanety ondriko ve aho, ka hanome izany ho an’olona izay tsy fantatra fiaviana akory!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra