Mpitsara 7:16 - DIEM PROTESTANTA16 Nozarain’i Gidehôna ho antokony telo ireo telonjato lahy, ka samy nomeny trompetra iray sy siny foana iray ary fanilo iray avy isan-dahy ka hapetraka ao anaty siny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Dia nozarainy telo toko ny telonjato lahy ka samy nomeny anjomara iray avy ho eny an-tanany sy siny tsy nisy rano ary fanilo tao anatin’ny siny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Nozarain’i Gidehôna ho antokony telo ireo telonjato lahy, ka samy nomeny trompetra iray sy siny foana iray ary fanilo iray avy isan-dahy ka hapetraka ao anaty siny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Nozarainy telo izy telon-jato lahy, ka samy nomeny trômpetra sy siny foana avokoa; ary fanilo tao anaty siny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Dia nozarainy telo toko ny telon-jato lahy, ary samy nomeny anjomara iray avy ho eny an-tànany ary siny tsy nisy rano sy fanilo tao anatin’ny siny. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Dia nozarainy telo toko ny telon-jato lahy, ary samy nomeny anjomara iray avy ho eny an-tànany ary siny tsy nisy rano sy fanilo tao anatin'ny siny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Dia nozarainy telo toko ny telonjato lahy ka samy nomeny anjomara iray avy ho eny an-tanany sy siny tsy nisy rano ary fanilo tao anatin’ny siny. Jereo ny toko |
Nasain’i Davida hiainga ny tafiny; ka ny ampahatelony nofehezin’i Jôaba, ny ampahatelony hafa nofehezin’i Abisay zanakalahin’i Tseroià sady rahalahin’i Jôaba, ary ny ampahatelo farany nofehezin’i Itàhy izay avy any Gata. Dia hoy ny mpanjaka tamin’ireto miaramila: «Izaho koa dia handeha hiaraka aminareo».