Mpitsara 7:14 - DIEM PROTESTANTA14 Fa namaly azy ilay namany ka nanao hoe: –Tsy zavatra hafa no asehon’izany fa ny sabatr’i Gidehôna, ilay Israelita zanakalahin’i Jôasy. Efa natolotr’Andriamanitra eo an-tanany isika miaraka amin’ny toby manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Dia namaly ilay namany hoe: Tsy zavatra hafa izany fa ny sabatr’i Gideona, zanak’i Joasy, lehilahy Israelita, mihitsy; efa natolotr’Andriamanitra eo an-tanany ny Midianita sy ny toby manontolo! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Fa namaly azy ilay namany ka nanao hoe: –Tsy zavatra hafa no asehon’izany fa ny sabatr’i Gidehôna, ilay Israelita zanakalahin’i Jôasy. Efa natolotr’Andriamanitra eo an-tanany isika miaraka amin’ny toby manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Dia izao no navalin’ilay namany manao hoe: «Tsy inona izany fa ny sabatr’i Jedeôna, zanak’i Jôasy, lehilahy Israelita; efa voatolotr’Andriamanitra eo an-tanany i Madiàna sy ny toby rehetra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Dia namaly ilay namany ka nanao hoe: Tsy zavatra hafa izany, fa ny sabatr’i Gideona, zanak’i Joasy, lehilahy Isiraelita, mihitsy: efa natolotr’Andriamanitra eo an-tànany ny Midiana sy ny toby rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Dia namaly ilay namany ka nanao hoe: Tsy zavatra hafa izany, fa ny sabatr'i Gideona, zanak'i Joasy, lehilahy Isiraelita, mihitsy: efa natolotr'Andriamanitra eo an-tànany ny Midiana sy ny toby rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Dia namaly ilay namany hoe: Tsy zavatra hafa izany fa ny sabatr’i Gideona, zanak’i Joasy, lehilahy Israelita, mihitsy; efa natolotr’Andriamanitra eo an-tanany ny Midianita sy ny toby manontolo! Jereo ny toko |
Ny mpanjaka rehetra, tamin’ny Amôrita nonina teny andafy andrefan’i Jôrdàna sy tamin’ny Kanahanita nonina tany amoron’ny Ranomasina Mediteranea, dia nahare fa nataon’ny TOMPO maina ny falehan’ny ranon’i Jôrdàna teo anoloan’ny Israelita mandra-pitany; noho izany dia ketraka ny fon’ireo mpanjaka ireo ka tsy nanam-pahasahiana intsony ry zareo hanoherana ny Israelita.