Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 5:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Nifidy andriamani-baovao ny olona ka vetivety dia vaky ny ady; nefa zara raha nahitana ampinga na lefona iray ho an’ny vatan-dehilahy andiany efapolo teto Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Nifidy andriamanitra vaovao ny olona ka tamin’izay dia nisy ady hatrany am-bavahady. Moa nahitana ampinga na lefona na dia iray akory aza va teo amin’ny olona efatra alina tamin’ny Israely?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Nifidy andriamani-baovao ny olona ka vetivety dia vaky ny ady; nefa zara raha nahitana ampinga na lefona iray ho an’ny vatan-dehilahy andiany efapolo teto Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Fa nifidy andriamani-baovao ny olona, ka nitsidika eo am-bavahady ny ady, ary ny ampinga aman-defona tsy nisy hita, teo amin’ny olona efatra alina, amin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Nifidy andriamani-baovao ny olona, Ary tamin’izay dia nisy ady hatrany am-bavahady. Moa nisy ampinga na lefona na dia iray akory aza hita va Teo amin’ny olona efatra alina tamin’ny Isiraely?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Nifidy andriamani-baovao ny olona, Ary tamin'izay dia nisy ady hatrany am-bavahady. Moa nisy ampinga na lefona na dia iray akory aza hita va teo amin'ny olona efatra alina tamin'ny Isiraely?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Nifidy andriamanitra vaovao ny olona ka tamin’izay dia nisy ady hatrany am-bavahady. Moa nahitana ampinga na lefona na dia iray akory aza va teo amin’ny olona efatra alina tamin’ny Israely?

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 5:8
8 Rohy Ifampitohizana  

Fa ny olon’i Joda efa nandao Ahy ary nahatonga ity toerana ity ho very hasina, fa teo no nanolorany sorona ho an’ireo andriamani-kafa izay tsy nikarakara azy na ny razany na ny mpanjakan’i Joda; sady nataony feno ran’ankizy tsy manan-tsiny ity toerana ity.


Nandao ny TOMPO Andriamanitry ny razambeny Izay nitondra azy niala tany Ejipta izy ka nandeha nanompo andriamani-tsiizy, dia ny andriamanitr’ireo firenena manodidina azy. Andriamani-tsiizy no niankohofan’ny Israelita; ka nahatezitra ny TOMPO izany.


Kanefa ny Israelita tsy nankatò ihany koa ireo mpitsara azy, fa nandeha nanao fanompoan-tsampy tamin’ireo andriamani-tsiizy ka niankohoka teo anatrehany. Nalaky niala ny lalana izay nizoran’ireo razany tamin’ny fankatoavana ny didin’ny TOMPO izy, fa tsy mba nanahaka azy.


Nanana kalesy vy sivinjato i Jabîna ary nampahory fatratra ny Israelita nandritra ny roapolo taona; koa niantso vonjy tamin’ny TOMPO ireo.


Teo akaikin’ny fampisotroan-drano, ireo mpizara rano ho an’ny biby fiompy no nankalaza ny fandresen’ny TOMPO, dia fandresena nomeny ireo lehiben’i Israely fony injay nirotsaka hiady teo am-bavahadin’ny tanàna ilay vahoakan’ny TOMPO.


Tsy nisy lehibe intsony, tsy nisy lehibe intsony teto amin’i Israely, mandra-pisehoko izaho Debôrà ho toy ny reny teto amin’i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra