Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 5:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Izay hendry indrindra tamin’ireo andriambavy namany no nanome azy izao valinteny manaraka izao, ka izany koa no naverimberin’ny tenany hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Izay hendry indrindra tamin’ireo vehivavy manankaja teo aminy, eny, izy tenany aza, dia niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Izay hendry indrindra tamin’ireo andriambavy namany no nanome azy izao valinteny manaraka izao, ka izany koa no naverimberin’ny tenany hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Ny mahira-tsaina amin’ny andriambavy tandapany no mamaly azy; ary ny tenin’ireo no averiny ao am-pony:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Izay hendry tamin’ny andriambaviny no namaly azy, Eny, ny tenany aza namaly hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Izay hendry tamin'ny andriambaviny no namaly azy, eny, ny tenany aza namaly hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Izay hendry indrindra tamin’ireo vehivavy manankaja teo aminy, eny, izy tenany aza, dia niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 5:29
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary na dia izao anio izao aza, dia handre ny nataon’ity mpanjakavavy ny vadin’ireo manampahefana manerana an’i Persia sy i Media ka samy hamalivaly ny vadiny avy; ary ny hatezeran’ny lehilahy no ho vokatr’izany famingavingan’ny vehivavy izany.


Nitazana teo am-baravarankely ny renin’i Siserà, teo anelanelan’ny makarakara izy no nitaraina hoe: «Nahoana àry no mbola tsy tonga ihany ny kalesiny? Nahoana àry no mitaredretra any ny kalesiny?»


«Manangona babo izay ny miaramila, ary mbola eo am-pizaràna azy: tovovavy iray na roa isaky ny mahery fo; karazan-damba miloko samy hafa sady vita peta-kofehy ho an’i Siserà; eny, lamba vita peta-kofehy anatiny sy ivelany no hahodidina ny vozon’ilay mpamabo.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra