Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 3:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Taorian’izany, rehefa avy nandrindrina sy nanidy ny varavaran’ilay efitrano i Ehoda, dia nivoaka avy teo am-baravarankely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Dia nivoaka avy teo amin’ny lavarangana i Ehoda ka nandrindrina ireo varavaran’ilay efitrano ambony sady nohidiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Taorian’izany, rehefa avy nandrindrina sy nanidy ny varavaran’ilay efitrano i Ehoda, dia nivoaka avy teo am-baravarankely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Ny tohatra any ivelany no nivoahan’i Aoda, ary ny varavaram-ben’ny trano ambony nohidiany tamin’ny karetsaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Dia nivoaka teo amin’ny lavarangana Ehoda ka nandrindrina ny varavaran’ny trano ka nanidy azy tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Dia nivoaka teo amin'ny lavarangana Ehoda ka nandrindrina ny varavaran'ny trano ka nanidy azy tao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Dia nivoaka avy teo amin’ny lavarangana i Ehoda ka nandrindrina ireo varavaran’ilay efitrano ambony sady nohidiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 3:23
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia navoakan’ilay mpanompo izy; ary nohidiany ny varavarana, rehefa tafavoaka izy. Nanao akanjo lava misoratsoratra i Tamara; fa izany no fentin’ny zanakavavin’ny mpanjaka, raha mbola virijiny izy.


Ny mpanjaka tamin’izay dia nipetraka tao amin’ny efitrano fihatsiatsiahana izay natokana ho azy teo an-tampontrano. Ary nanatona azy i Ehoda ka nanao hoe: –Misy teny avy amin’Andriamanitra nentiko ho anao. Dia nitsangana niala teo amin’ny sezany ny mpanjaka.


Difotra mbamin’ny zarany sady voasaron’ny tavin’ity mpanjaka ny lelan-tsabatra, satria tsy notsoahin’i Ehoda teo amin’ny kibony.


Ary nony tafavoaka izy, dia tonga ireo mpanompon’ny mpanjaka izay nahita fa mihidy ny efitrano fihatsiatsiahana; koa noheveriny fa mbola miavela ao ny mpanjaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra