Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 21:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Koa hoy ireo loholon’ny vahoaka tafangona teo hoe: –Tsy misy vehivavy intsony ao amin’ny foko benjaminita, koa inona no hataontsika mba hanomezana vady ho an’ireo lehilahy sisa?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Dia hoy ny loholon’ny fiangonana: Inona no hataontsika ho an’ireo sisa mba hahazoany vady, fa efa naringana ny vehivavy tamin’ny Benjamina?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Koa hoy ireo loholon’ny vahoaka tafangona teo hoe: –Tsy misy vehivavy intsony ao amin’ny foko benjaminita, koa inona no hataontsika mba hanomezana vady ho an’ireo lehilahy sisa?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Ary hoy ny loholon’ny fiangonana: «Inona no hataontsika hahazoan’ireo sisa vady; fa efa ringana ny vehivavy tamin’i Benjamina?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Dia hoy ny loholon’ny fiangonana: Ahoana no hataontsika ho an’ireo sisa mba hahazoany vady, fa efa naringana ny vehivavy tamin’ny Benjamita?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Dia hoy ny loholon'ny fiangonana: Ahoana no hataontsika ho an'ireo sisa mba hahazoany vady, fa efa naringana ny vehivavy tamin'ny Benjamita?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Dia hoy ny loholon’ny fiangonana: Inona no hataontsika ho an’ireo sisa mba hahazoany vady, fa efa naringana ny vehivavy tamin’ny Benjamina?

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 21:16
2 Rohy Ifampitohizana  

Fa onena tokoa ny vahoaka tamin’ireo Benjaminita, satria efa nanisy banga teo amin’ny fokon’i Israely ny TOMPO.


Fa tokony hisy taranaka mpandova ireo Benjaminita sisa velona mba tsy ho fongotra ny foko iray amin’i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra