Mpitsara 21:14 - DIEM PROTESTANTA14 Koa niverina nody tany aminy teo no ho eo ihany ireo Benjaminita; ary nomena ho vadiny ireo vehivavy sisa velona tao Jabesy-Gilehada, nefa tsy nahenina azy rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Dia niverina tamin’izany andro izany ny Benjamina ka nomeny azy ireo vehivavy efa novelominy tamin’ny vehivavy tao Jabesy-Gileada ireo. Kanjo mbola tsy nahenina azy ihany ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Koa niverina nody tany aminy teo no ho eo ihany ireo Benjaminita; ary nomena ho vadiny ireo vehivavy sisa velona tao Jabesy-Gilehada, nefa tsy nahenina azy rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Dia niverina ny Benjaminita tamin’izany andro izany ka nomena azy ireo ny vehivavy navela ho velona tamin’ny vehivavy tany Jabesy, any Galaada, nefa tsy ampy hahenina azy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Dia niverina tamin’izany andro izany ny Benjamita, ka nomeny azy ireo vehivavy efa novelominy tamin’ny vehivavy tao Jabesi-gileada ireo; kanjo mbola tsy nahenina azy ihany ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Dia niverina tamin'izany andro izany ny Benjamita, ka nomeny azy ireo vehivavy efa novelominy tamin'ny vehivavy tao Jabesi-gileada ireo; kanjo mbola tsy nahenina azy ihany ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Dia niverina tamin’izany andro izany ny Benjamina ka nomeny azy ireo vehivavy efa novelominy tamin’ny vehivavy tao Jabesy-Gileada ireo. Kanjo mbola tsy nahenina azy ihany ireo. Jereo ny toko |
Ary raha misy rainy na anadahiny tonga hitaraina aminay, dia hovalianay hoe: «Miangavy anareo izahay mba tsy ho sarotiny amin’ireo lehilahy benjaminita, satria tsy nahazo vehivavy ho azy ireo tsirairay avy izy tamin’ny ady tao Jabesy. Ary satria tsy ianareo no nanome azy ny zanakareo vavy, dia tsy azo ampangaina ho meloka amin’ny fianianana ianareo».