Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 20:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Dia nanafina miaramila manodidina an’i Gibehà ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Ary nasian’ny Israely vela-pandrika manodidina an’i Gibea.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Dia nanafina miaramila manodidina an’i Gibehà ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Tamin’izay nasian’i Israely otrika manodidina an’i Gabaà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ary nasian’ny Isiraely otrika manodidina an’i Gibea.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ary nasian'ny Isiraely otrika manodidina an'i Gibea.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Ary nasian’ny Israely vela-pandrika manodidina an’i Gibea.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 20:29
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nanontany ny TOMPO indray i Davida ka novaliany hoe: –Aza miakatra fa hodidino avy any aoriana izy, dia hanatona azy avy eo amin’ny tandrifin’ny foto-boaroihazo ianao.


Tahaka izay nataonao tamin’i Jerikao sy ny mpanjakany no hataonao amin’i Hay sy ny mpanjakany, saingy azonareo baboina avokoa ny fananany sy ny biby fiompiny. Ametraho miaramila mamitsaka hamely ny tanàna avy ao ivoho.


sady nanome baiko azy hoe: –Mandehana mamitsaka ao ivohon’ny tanàna ianareo ka aza manalavitra azy loatra fa samia vonombonona.


Ary tamin’ny andro fahatelo no niakatra hamely ny Benjaminita ireo Israelita, ka nilahatra hiady teo anoloan’i Gibehà toy ny teo aloha ihany.


Koa nisy andiany folo ny vatan-dehilahy voafantina, avy amin’i Israely manontolo, no tonga teo anoloan’i Gibehà. Nangotraka ny ady, nefa tsy nampoizin’ny Benjaminita ny fahavoazana hihatra aminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra