Mpitsara 20:27 - DIEM PROTESTANTA27-28 Tamin’izany andro izany moa mbola tao Betela ny Vatamasina misy ny fanekempihavanan’Andriamanitra; ary i Pinehasa, zanakalahin’i Elehazara sady zafikelin’i Aharôna, no mpitandrina azy. Dia nanontany ny TOMPO ireo Israelita na tokony mbola handeha hiady amin’ny Benjaminita mpiray firenena aminy na tsia; ka novalian’ny TOMPO hoe: –Mandehàna, fa rahampitso dia hatolotro eo an-tananareo izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Dia nanontany tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely, fa tao ny vata misy ny faneken’Andriamanitra tamin’izany andro izany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27-28 Tamin’izany andro izany moa mbola tao Betela ny Vatamasina misy ny fanekempihavanan’Andriamanitra; ary i Pinehasa, zanakalahin’i Elehazara sady zafikelin’i Aharôna, no mpitandrina azy. Dia nanontany ny TOMPO ireo Israelita na tokony mbola handeha hiady amin’ny Benjaminita mpiray firenena aminy na tsia; ka novalian’ny TOMPO hoe: –Mandehàna, fa rahampitso dia hatolotro eo an-tananareo izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika27 ary nanontany an’i Iaveh ny zanak’i Israely, fa teo ny fiaran’Andriamanitra tamin’izany andro izany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Dia nanontany tamin’i Jehovah ny Zanak’Isiraely (fa tao ny fiaran’ny faneken’Andriamanitra tamin’izany andro izany, Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Dia nanontany tamin'i Jehovah ny Zanak'Isiraely (fa tao ny fiaran'ny faneken'Andriamanitra tamin'izany andro izany, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Dia nanontany tamin’NY TOMPO ny Zanak’Israely, fa tao ny vata misy ny faneken’Andriamanitra tamin’izany andro izany, Jereo ny toko |