Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 20:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Ary niroso hifanandrina amin’ny Benjaminita izy ka nilahatra hiady teo anoloan’i Gibehà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Niainga ny lehilahin’ny Israely hiady amin’ny Benjamina; nilahatra ny lehilahin’ny Israely hiady aminy tao akaikin’i Gibea.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ary niroso hifanandrina amin’ny Benjaminita izy ka nilahatra hiady teo anoloan’i Gibehà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Nandroso ny lehilahy amin’i Israely hiady amin’ny an’i Benjamina ary nilahatra ny lehilahy amin’i Israely hamely azy teo anoloan’i Gabaà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ary nivoaka ny lehilahy amin’ny Isiraely hiady amin’ny Benjamita; ary nilahatra ny lehilahy amin’ny Isiraely hiady aminy tao akaiky an’i Gibea.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ary nivoaka ny lehilahy amin'ny Isiraely hiady amin'ny Benjamita; ary nilahatra ny lehilahy amin'ny Isiraely hiady aminy tao akaiky an'i Gibea.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 20:20
2 Rohy Ifampitohizana  

Niainga vao maraina ny vatan-dehilahy israelita ka nitoby tao akaikin’i Gibehà.


Nivoaka avy tao an-tanàna kosa ny Benjaminita, ka naharingana Israelita andiany 22 izay niampatrampatra tamin’izany andro izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra