Mpitsara 18:8 - DIEM PROTESTANTA8 Dia niverina nankany Tsôrehà sy Estaôla ireo iraka ary nofotorin’ireo mpiray foko aminy momba ny zavatra hitany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Dia nandeha ho any amin’ny rahalahiny any Zora sy Estaola ireo; hoy ireo rahalahiny taminy: Ahoana ny hevitrareo ny amin’izany? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Dia niverina nankany Tsôrehà sy Estaôla ireo iraka ary nofotorin’ireo mpiray foko aminy momba ny zavatra hitany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Niverina tany amin’ny rahalahiny tany Saraà sy Estaola izy ireo, dia hoy ireto rahalahiny taminy: «Ahoana, hoy ianareo?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Dia nandeha ho any amin’ny rahalahiny any Zora sy Estaola ireo; ary hoy ny rahalahiny taminy: Naninona noa hianareo? Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Dia nandeha ho any amin'ny rahalahiny any Zora sy Estaola ireo; ary hoy ny rahalahiny taminy: Naninona moa ianareo? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Dia nandeha ho any amin’ny rahalahiny any Zora sy Estaola ireo; hoy ireo rahalahiny taminy: Ahoana ny hevitrareo ny amin’izany? Jereo ny toko |