Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 18:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Dia niala tao Tsorehà sy Estaôla ny vatan-dehilahy eninjato avy tamin’ny fokon’i Dana sady nirongo fiadiana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Dia nisy niainga avy tamin’ny fianakavian’i Dana, avy tany Zora sy Estaola; eninjato lahy efa voaomana tamin’ny fiadiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Dia niala tao Tsorehà sy Estaôla ny vatan-dehilahy eninjato avy tamin’ny fokon’i Dana sady nirongo fiadiana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Dia nisy enin-jato lahy, samy vonom-piadiana fanao an’ady avokoa, no niainga avy any Saraà sy Estaola, avy amin’ny fokon’i Dana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Dia nisy niainga avy tamin’ny fokon’i Dana, avy tany Zora sy Estaola, dia enin-jato lahy efa voaomana tamin’ny fiadiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Dia nisy niainga avy tamin'ny fokon'i Dana, avy tany Zora sy Estaola, dia enin-jato lahy efa voaomana tamin'ny fiadiany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Dia nisy niainga avy tamin’ny fianakavian’i Dana, avy tany Zora sy Estaola; eninjato lahy efa voaomana tamin’ny fiadiany.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 18:11
5 Rohy Ifampitohizana  

Ireto avy kosa ireo tanàna teo amin’ny lemak’i Sefelà: i Estaôla, i Tsôrehà, i Adenà,


Fony i Samsôna tao an-tobin’i Dana, teo anelanelan’i Tsôrehà sy i Estaôla, no nanomboka nanetsika azy ny Fanahin’ny TOMPO.


Fa raha tonga any ianareo dia hamantana mponina tsy manana ahiahy ao anatin’ny faritany midadasika. Hatolotr’Andriamanitra anareo izany faritany misy ny ilaina rehetra eto ambonin’ny tany izany.


Niakatra ireo ka nitoby tao andrefan’i Kiriata-Jeharima, tao amin’ny tanin’i Joda. Izany no niantsoana io toerana io hoe Manahe-Dana na Tobin’i Dana, mandraka androany.


Tamin’izay kosa ireo vatan-dehilahy danita eninjato nirongo fiadiana dia niatrana teo am-bavahadin’ny trano.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra