Mpitsara 16:22 - DIEM PROTESTANTA22 Kanefa dia nanomboka naniry indray ireo volon-dohany taorian’ny nanetezana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Naniry indray anefa ny volon-dohany efa voaharatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Kanefa dia nanomboka naniry indray ireo volon-dohany taorian’ny nanetezana azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Nefa efa nanomboka naniry indray ny volon’i Samsôna, hatrizay nanaratana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary dia naniry indray ny volon-dohany, rehefa voaharatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary dia naniry indray ny volon-dohany, rehefa voaharatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Naniry indray anefa ny volon-dohany efa voaharatra. Jereo ny toko |