Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 16:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Indray andro dia nivory ireo mpanjaka filistinina mba hankalaza ny fandreseny sy hanao sorona lehibe ho an’i Dagôna andriamaniny. Fa hoy izy hoe: –Efa natolotry ny andriamanitsika ho eo an-tanantsika i Samsôna fahavalontsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ary nivory ireo lehiben’ny Filistina hamono zavatra hatao fanatitra lehibe ho an’i Dagona, andriamaniny sy hifaly. Hoy ireo: Efa natolotry ny andriamanitsika eto an-tanantsika i Samsona fahavalontsika!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Indray andro dia nivory ireo mpanjaka filistinina mba hankalaza ny fandreseny sy hanao sorona lehibe ho an’i Dagôna andriamaniny. Fa hoy izy hoe: –Efa natolotry ny andriamanitsika ho eo an-tanantsika i Samsôna fahavalontsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Nivory ireo filohan’ny Filistinina hanolotra sorona lehibe amin’i Dagôna andriamaniny sy hirobiroby, fa hoy izy: «Efa natolotry ny andriamanitsika eo an-tanantsika i Samsôna fahavalontsika.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary nivory ireo andrianan’ny Filistina hamono zavatra betsaka hatao fanatitra ho an’i Dagona andriamaniny sy hifaly; fa hoy izy: Efa natolotry ny andriamanitsika eto an-tànantsika Samsona fahavalontsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary nivory ireo andrianan'ny Filistina hamono zavatra betsaka hatao fanatitra ho an'i Dagona andriamaniny sy hifaly; fa hoy izy: Efa natolotry ny andriamanitsika eto an-tanantsika Samsona fahavalontsika.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ary nivory ireo lehiben’ny Filistina hamono zavatra hatao fanatitra lehibe ho an’i Dagona, andriamaniny sy hifaly. Hoy ireo: Efa natolotry ny andriamanitsika eto an-tanantsika i Samsona fahavalontsika!

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 16:23
12 Rohy Ifampitohizana  

Avy eo dia napetrany tao an-tempolin’ilay andriamaniny anankiray ny fitaovam-piadian’i Saoly; ary ny karandohany nohomboany tao amin’ny tempolin’i Dagôna.


Aza mifaly, raha lavo ny fahavalonao; ary aza mibitaka, raha mianjera izy.


Moa ve nisy firenena efa nanova ny andriamaniny, nefa tsy andriamanitra akory ireny! Fa ny vahoakako kosa efa nanakalo ny voninahiny tamin’ireo andriamanitra tsy mahasoa akory.


Ny firenen-kafa rehetra samy mankato ny andriamaniny avy; fa isika kosa mankatò ny TOMPO Andriamanitsika, mandrakizay doria.


Tsia, fa ny zavatra atao sorona amin’ny sampy dia aterina ho an’ny demony fa tsy ho an’Andriamanitra; ka tsy tiako ho mpiombona amin’ny demony ianareo.


Kanefa dia nanomboka naniry indray ireo volon-dohany taorian’ny nanetezana azy.


Notapahiny ny lohan’i Saoly sady nalainy ny fiadiany ka nalefany hitety ny tanin’ny Filistinina hanambaràna izany vaovao izany ao amin’ny Tempolin-tsampiny sy amin’ny vahoaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra