Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 15:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ary niakatra ny Filistinina ka nitoby tany Joda, ary nitandahatra hamely ny tanàna Lehỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary niakatra ny Filistina dia nitoby tany Joda ka niely hatrany Lehy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ary niakatra ny Filistinina ka nitoby tany Joda, ary nitandahatra hamely ny tanàna Lehỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Tamin’izay dia niakatra ny Filistinina, nitoby teo amin’i Jodà, niely tany Lekia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary niakatra ny Filistina, dia nitoby teo amin’ny Joda ka niely tany Lehy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary niakatra ny Filistina, dia nitoby teo amin'ny Joda ka niely tany Lehy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ary niakatra ny Filistina dia nitoby tany Joda ka niely hatrany Lehy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 15:9
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nanontany azy ny vatan-dehilahy tao Joda hoe: –Nahoana no niakatra hanafika anay ianareo? Fa novalian’ireo hoe: –Mba hamatotra an’i Samsôna ka hanao aminy araka izay nataony taminay.


Ary nony tonga tao Lehỳ izy, dia nitsena azy tamin’ny horakora-pandresena ny Filistinina. Tamin’izay kosa no nilatsaka tamin’i Samsôna ny Fanahin’ny TOMPO, ka nivaha mora foana toy ny tady rongony main’ny afo ireo tady mahazaka namatorana ny sandriny sy ny tanany.


Rehefa izany, dia natsipiny terỳ ilay valanoranom-boriky teny an-tanany; izany no niantsoana io toerana io hoe Ramata-Lehỳ na Havoanan’ny Valanorano.


Dia notresahin’Andriamanitra ny vatolampy holoka tao Lehỳ ka nampiboiboika rano; dia nisotro i Samsôna ka nody indray ny heriny. Izany loharano izany dia nantsoina hoe Haîna-Kôrà na loharanon’ilay niantso vonjy, ary mbola ao mandraka androany.


Koa namely azy i Samsôna ary nampitondra faisana azy tanteraka. Rehefa izany, dia lasa izy nonina teo an-tsefatsefak’ilay harambato tao Hetama.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra