Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 14:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Andro vitsivitsy tato aoriana dia niverina tao Timnà izy mba hampakatra azy. Ary nivily izy mba hijery ny fatin’ilay liona ka nahita renitantely sy tantely tao anatin’ny vondron-taolan’ilay fatin-diona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Andro vitsivitsy tatỳ aoriana dia niverina hampakatra azy i Samsona ka nivily hizaha ny fatin’ilay liona. Ary indro, nisy andian-tantely sy tantely ranony tao amin’ilay fatin’ny liona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Andro vitsivitsy tato aoriana dia niverina tao Timnà izy mba hampakatra azy. Ary nivily izy mba hijery ny fatin’ilay liona ka nahita renitantely sy tantely tao anatin’ny vondron-taolan’ilay fatin-diona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Nony afaka kelikely niverina mba handray azy izy, ka nivily hizaha ny fatin’ilay liona, ary indro nisy antokon-drenitantely sy tantely teo amin’ny vatan’ilay liona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary rehefa afaka kelikely, dia niverina hampakatra azy Samsona ka nivily hizaha ny fatin’ilay liona; ary, indro, nisy renitantely nivangongo sy tantely tao amin’ilay fatin’ny liona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary rehefa afaka kelikely, dia niverina hampakatra azy Samsona ka nivily hizaha ny fatin'ilay liona; ary, indro, nisy reni-tantely nivangongo sy tantely tao amin'ilay fatin'ny liona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Andro vitsivitsy tatỳ aoriana dia niverina hampakatra azy i Samsona ka nivily hizaha ny fatin’ilay liona. Ary indro, nisy andian-tantely sy tantely ranony tao amin’ilay fatin’ny liona.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 14:8
5 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa afaka izany, dia hoy i Jakôba tamin’i Labàna: –Aiza amin’izay ny vadiko hampakariko, fa efa tapitra ny fe-potoana.


Raha mahita tantely ianao, dia hano izay sahaza anao, fandrao ho leony ianao ka handoa azy;


Raha mbola nieritreritra izany izy, dia nisehoan’anjelin’ny Tompo tamin’ny nofy ka nilazany hoe: –Ry Jôsefa taranak’i Davida ô, aza matahotra ny hampakatra an’i Maria vadinao! Noho ny asan’ny Fanahy Masina tokoa no nampitoe-jaza azy.


Ary nanohy ny diany i Samsôna ka nandeha nifampidinika tamin’ilay tovovavy filistinina, fa nahafinaritra azy razazavavy.


Dia nalainy tamin’ny tanany ny tantely ka nihinanany teny am-pandehanana. Ary nankany amin’ireo ray aman-dreniny izy, dia nanome tantely azy ka nihinana koa izy mivady; nefa tsy nambaran-janany taminy fa tao anatin’ny vondron-taolana fatin-diona no nangalany azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra