Mpitsara 14:7 - DIEM PROTESTANTA7 Ary nanohy ny diany i Samsôna ka nandeha nifampidinika tamin’ilay tovovavy filistinina, fa nahafinaritra azy razazavavy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Dia nidina izy ka niresaka tamin-dRavehivavy; nahafa-po an’i Samsona izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ary nanohy ny diany i Samsôna ka nandeha nifampidinika tamin’ilay tovovavy filistinina, fa nahafinaritra azy razazavavy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Dia nidina izy, ka niresaka tamin’ilay vehivavy ary tia azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia nidina izy ka niresaka tamin-dravehivavy; ary nahafinaritra an’i Samsona izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia nidina izy ka niresaka tamin-dravehivavy; ary nahafinaritra an'i Samsona izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Dia nidina izy ka niresaka tamin-dRavehivavy; nahafa-po an’i Samsona izy. Jereo ny toko |