Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 14:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Ary nidina nankany amin’ilay tovovavy i Samsôna, ka nanao fanasana fampakaram-bady tao toy ny fanaon’ny tovolahy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Dia nidina ho any amin-dRavehivavy ny rain’i Samsona; ary nanao fanasana tany i Samsona, fa izany no fanaon’ny zatovo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Ary nidina nankany amin’ilay tovovavy i Samsôna, ka nanao fanasana fampakaram-bady tao toy ny fanaon’ny tovolahy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Nidina nankany amin’ilay vehivavy ny rain’i Samsôna, ary nanao fanasana teo i Samsôna, fa izany no fanaon’ny zatovo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Dia nidina ho any amin-dravehivavy ny rain’i Samsona; ary nanao fanasana teo Samsona, fa izany no fanaon’ny zatovo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Dia nidina ho any amin-dravehivavy ny rain'i Samsona; ary nanao fanasana teo Samsona, fa izany no fanaon'ny zatovo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Dia nidina ho any amin-dRavehivavy ny rain’i Samsona; ary nanao fanasana tany i Samsona, fa izany no fanaon’ny zatovo.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 14:10
8 Rohy Ifampitohizana  

Dia nasain’i Labàna ho amin’ny sakafom-panambadiana ny olona rehetra teo an-toerana.


Manao sakafo ireo lehibe mba hikoranany; ny divay kosa maharavoravo ny ainy; ary ny vola no hahazoany manao izany rehetra izany.


Ary nanandrana ny rano nanjary divay ity mpandahatra ny fanasana, nefa tsy fantany izay niaviany (fa ireo mpanompo nanovo ny rano no nahafantatra). Dia niantso ny mpampakatra kosa ity mpandahatra ny fanasana


Tamin’izay dia nisy anjely nanao tamiko hoe: –Soraty! Sambatra izay voaantso amin’ny fanasana fampakaram-badin’ny Zanakondry! Ary hoy koa ny anjely tamiko: –Teny marim-pototra avy amin’Andriamanitra ireo!


Rehefa nahita azy ny Filistinina, dia nifantina tovolahy telopolo mba hiara-mikorana aminy.


Dia nalainy tamin’ny tanany ny tantely ka nihinanany teny am-pandehanana. Ary nankany amin’ireo ray aman-dreniny izy, dia nanome tantely azy ka nihinana koa izy mivady; nefa tsy nambaran-janany taminy fa tao anatin’ny vondron-taolana fatin-diona no nangalany azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra