Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 13:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Dia nohenoin’Andriamanitra ny fangatahan’i Manôà; koa niseho tamin-dravehivavy indray ilay anjely raha mbola tany an-tsaha izy. Tsy tafaraka taminy anefa ny lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary Andriamanitra nihaino ny feon’i Manoa ka nankany amin-dRavehivavy indray ilay Anjelin’Andriamanitra raha tany an-tsaha izy; fa tsy teo aminy i Manoa vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Dia nohenoin’Andriamanitra ny fangatahan’i Manôà; koa niseho tamin-dravehivavy indray ilay anjely raha mbola tany an-tsaha izy. Tsy tafaraka taminy anefa ny lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Neken’Andriamanitra ny fangatahana nataon’i Manôe, ka tonga tamin’ny vavy indray ilay Anjelin’Andriamanitra. Tany an-tsaha izy no nipetraka ary tsy niaraka tamin’i Manôe vadiny:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary Andriamanitra nihaino ny feon’i Manoa, ka dia nankany amin-dravehivavy indray Ilay Anjelin’Andriamanitra, raha tany an-tsaha izy; fa Manoa vadiny tsy teo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary Andriamanitra nihaino ny feon'i Manoa, ka dia nankany amin-dravehivavy indray Ilay Anjelin'Andriamanitra, raha tany an-tsaha izy; fa Manoa vadiny tsy teo aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ary Andriamanitra nihaino ny feon’i Manoa ka nankany amin-dRavehivavy indray ilay Anjelin’Andriamanitra raha tany an-tsaha izy; fa tsy teo aminy i Manoa vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 13:9
4 Rohy Ifampitohizana  

Ry Andriamanitra monina ao Tsiôna ô, mendrika hoderaina Ianao sy hanefana ny voady natao.


koa nihazakazaka ravehivavy nampandre azy hoe: –Miseho amiko ao indray ange ilay lehilahy tonga tamiko indray andro.


Dia nivavaka tamin’ny TOMPO i Manôà ka nanao hoe: –Tompo ô, miangavy anao aho, mba avereno atỳ aminay ilay lehilahin’Andriamanitra izay efa nirahinao ka hampianatra anay ny tokony hataonay amin’ny zaza izay ho teraka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra