Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 13:10 - DIEM PROTESTANTA

10 koa nihazakazaka ravehivavy nampandre azy hoe: –Miseho amiko ao indray ange ilay lehilahy tonga tamiko indray andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Dia nihazakazaka haingana Ravehivavy ka nanambara tamin’ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin’ilay indray andro!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 koa nihazakazaka ravehivavy nampandre azy hoe: –Miseho amiko ao indray ange ilay lehilahy tonga tamiko indray andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 ka lasa nihazakazaka faingana ravehivavy hampandre izany ny lahy, ka nilaza taminy hoe: «Indro niseho tamiko ilay lehilahy tonga amiko indray andro irỳ».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Dia nihazakazaka faingana ravehivavy ka nanambara tamin’ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin’ilay indray andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Dia nihazakazaka faingana ravehivavy ka nanambara tamin'ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin'ilay indray andro.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Dia nihazakazaka haingana Ravehivavy ka nanambara tamin’ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin’ilay indray andro!

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 13:10
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nody tany an-tranony ravehivavy ka niteny tamin’ny vadiny hoe: –Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga tamiko. Toa anjelin’Andriamanitra no fijery azy satria nahatahotra mihitsy izy. Tsy nanontaniako izay niaviany ary tsy nambarany ahy ny anarany.


Dia nohenoin’Andriamanitra ny fangatahan’i Manôà; koa niseho tamin-dravehivavy indray ilay anjely raha mbola tany an-tsaha izy. Tsy tafaraka taminy anefa ny lahy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra