Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 13:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Ary hoy i Manôà tamin’ny vadiny: –Tena ho faty tokoa isika, satria nahita an’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Ary hoy i Manoa tamin’ny vadiny: Ho faty tokoa isika satria efa nahita an’Andriamanitra!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ary hoy i Manôà tamin’ny vadiny: –Tena ho faty tokoa isika, satria nahita an’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Ka hoy i Manôe tamin’ny vavy: «Ho faty izao isika fa efa nahita an’Andriamanitra».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary hoy Manoa tamin’ny vadiny: Ho faty tokoa isika, satria efa nahita an’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary hoy Manoa tamin'ny vadiny: Ho faty tokoa isika, satria efa nahita an'Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Ary hoy i Manoa tamin’ny vadiny: Ho faty tokoa isika satria efa nahita an’Andriamanitra!

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 13:22
11 Rohy Ifampitohizana  

Dia nanontany kosa i Jakôba hoe: –Mba lazao ahy, azafady, ny anaranao! Ary hoy izy hoe: –Ahoana no anontanianao ny anarako? Dia notsofiny rano teo i Jakôba.


Ary nahita an’ilay Andriamanitr’i Israely izy ireo: ny teo ambany tongony dia karazana lampivato safira, manga manganohano toa volon-danitra.


Taorian’izany, dia niakatra teny an-tendrombohitra i Mosesy, niaraka tamin’i Aharôna sy i Nadaba sy i Abihò ary loholona fitopolo tamin’i Israely.


Izaho no Andriamanitry ny rainao, Andriamanitr’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba. Dia nisaron-tava i Mosesy fa natahotra ny hijery an’Andriamanitra.


Kanefa ianao tsy mahazo mijery Ahy miatrika, satria tsy misy olona hijery Ahy miatrika ka ho velona.


Dia hoy aho hoe: «Lozako, very aho satria olona maloto molotra sady eto amin’ny firenena maloto molotra no itoerako; kanefa ny Mpanjaka, ilay TOMPOn’izao rehetra izao, no hitan’ny masoko!»


Tsy nisy nahita an’Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanaka lahitokana, Izay Andriamanitra sy miombona tanteraka amin’ny Ray, no efa nanambara Azy.


ny Ray Izay naniraka Ahy mihitsy no vavolombelona nanambara Ahy. Tsy mba nandre ny feony na nahita ny endriny na oviana na oviana ianareo,


avy eo Izy dia nandroaka teo anoloanareo firenena maro izay lehibe sy matanjaka noho ianareo, mba hampidirany anareo amin’ny taniny sy hanomezany izany ho fanananareo, tahaka ny amin’izao anio izao.


Satria iza moa tamin’ny olombelona rehetra no efa nandre tahaka anay ny feon’ilay Andriamanitra velona niteny avy tao anatin’ny afo, ka velona aina ihany?


Takatr’i Gidehôna tamin’izay fa anjelin’ny TOMPO ilay teo ka hoy izy hoe: –Lozako, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, fa nahita ny anjelinao nifanatrika tamiko aho.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra