Mpitsara 13:22 - Baiboly Katolika22 Ka hoy i Manôe tamin’ny vavy: «Ho faty izao isika fa efa nahita an’Andriamanitra». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Ary hoy i Manoa tamin’ny vadiny: Ho faty tokoa isika satria efa nahita an’Andriamanitra! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Ary hoy i Manôà tamin’ny vadiny: –Tena ho faty tokoa isika, satria nahita an’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Ary hoy i Manôà tamin’ny vadiny: –Tena ho faty tokoa isika, satria nahita an’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary hoy Manoa tamin’ny vadiny: Ho faty tokoa isika, satria efa nahita an’Andriamanitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary hoy Manoa tamin'ny vadiny: Ho faty tokoa isika, satria efa nahita an'Andriamanitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Ary hoy i Manoa tamin’ny vadiny: Ho faty tokoa isika satria efa nahita an’Andriamanitra! Jereo ny toko |