Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 13:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Dia fantatr’i Manôà tamin’izay fa anjelin’ny TOMPO izy; ary tsy niseho tamin’izy mivady intsony ilay anjely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Ary tsy niseho tamin’i Manoa sy ny vadiny intsony ilay Anjelin’NY TOMPO. Dia fantatr’i Manoa tamin’izay fa Anjelin’NY TOMPO izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Dia fantatr’i Manôà tamin’izay fa anjelin’ny TOMPO izy; ary tsy niseho tamin’izy mivady intsony ilay anjely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Ary tsy niseho tamin’i Manôe mivady intsony ilay Anjelin’i Iaveh. Izay vao fantatr’i Manôe fa ilay Anjelin’i Iaveh iny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary tsy niseho tamin’i Manoa sy ny vadiny intsony Ilay Anjelin’i Jehovah; dia fantatr’i Manoa fa Anjelin’i Jehovah Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary tsy niseho tamin'i Manoa sy ny vadiny intsony Ilay Anjelin'i Jehovah; dia fantatr'i Manoa fa Anjelin'i Jehovah Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Ary tsy niseho tamin’i Manoa sy ny vadiny intsony ilay Anjelin’NY TOMPO. Dia fantatr’i Manoa tamin’izay fa Anjelin’NY TOMPO izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 13:21
3 Rohy Ifampitohizana  

Fa novalian’ilay anjely hoe: –Na hijanona aza aho, dia tsy hihinana ny sakafo amboarinao; fa raha te hanao sorona dorana manontolo ianao, dia atolory ho an’ny TOMPO izany. Fa mbola tsy fantatr’i Manôà ho anjelin’ny TOMPO izy,


Takatr’i Gidehôna tamin’izay fa anjelin’ny TOMPO ilay teo ka hoy izy hoe: –Lozako, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, fa nahita ny anjelinao nifanatrika tamiko aho.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra