Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:32 - DIEM PROTESTANTA

32 Dia nihoatra ny sisin-tanin’ny Hamônita i Jiftà mba hiady aminy; ary natolotry ny TOMPO teo an-tanany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Dia nandeha i Jefta nankany amin’ny Amonita mba hiady aminy ary natolotry NY TOMPO teo an-tanany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Dia nihoatra ny sisin-tanin’ny Hamônita i Jiftà mba hiady aminy; ary natolotry ny TOMPO teo an-tanany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 Dia nandroso hamely ny taranak’i Amôna i Jefte, ary natolotr’i Iaveh teo an-tanany ireny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Dia nandeha Jefta nankany amin’ny taranak’i Amona hiady aminy: ary natolotr’i Jehovah teo an-tànany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Dia nandeha Jefta nankany amin'ny taranak'i Amona hiady aminy: ary natolotr'i Jehovah teo an-tànany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Dia nandeha i Jefta nankany amin’ny Amonita mba hiady aminy ary natolotry NY TOMPO teo an-tanany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:32
6 Rohy Ifampitohizana  

ka niara-nanafika izy roa tonta. Dia natolotry ny TOMPO azy ny Kanahanita sy ny Perizita, ka nahafatesany vatan-dehilahy andiany folo tao Bezèka.


dia hatokako ho ANAO sady hatolotro ho sorona dorana manontolo ho Anao izay olona mivoaka voalohany ny varavaran’ny tranoko mba hitsena ahy rehefa miverina avy nandresy ny Hamônita aho.


Nandresy azy i Jiftà, ka nahazo ny tanàna roapolo teo anelanelan’i Harôhera sy ny manodidina an’i Minita ary hatrany Abela-Keramima. Faharesena goavana ny an’ny Hamônita, ka dia nilefitra teo anoloan’ny Israelita izy.


Dia nanangana mpitsara ho azy ny TOMPO, ka ireny no nanafaka azy tamin’ny fahefàn’ny dahalo.


Koa isaky ny manangana mpitsara ho azy ny TOMPO, dia nomba izany mpitsara izany ka nanafaka ny Israelita tamin’ny fahefàn’ny fahavalony nandritra ny andro rehetra niainan’ilay mpitsara. Fa onena azy ny TOMPO, rehefa nitaraina izy noho ny nafitsok’ireo mpampahory sy mpampijaly azy.


Dia nitoetra tao aminy ny Fanahin’ny TOMPO, ka nitondra ny Israelita izy. Ary niainga hiady i Hôtniela; dia natolotry ny TOMPO teo an-tanany i Kosàna-Risehataîma mpanjakan’i Mezôpôtamia ka resiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra