Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:30 - DIEM PROTESTANTA

30 Ary nivoady tamin’ny TOMPO i Jiftà ka nanao hoe: –Raha hatolotrao tokoa eo an-tanako ny Hamônita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Ary nivoady tamin’NY TOMPO i Jefta ka niteny hoe: Raha atolotrao eo an-tanako tokoa ny Amonita

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Ary nivoady tamin’ny TOMPO i Jiftà ka nanao hoe: –Raha hatolotrao tokoa eo an-tanako ny Hamônita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Nivoady tamin’i Iaveh i Jefte, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary Jefta nivoady tamin’i Jehovah ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tànako tokoa ny taranak’i Amona,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary Jefta nivoady tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tanako tokoa ny taranak'i Amona,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Ary nivoady tamin’NY TOMPO i Jefta ka niteny hoe: Raha atolotrao eo an-tanako tokoa ny Amonita

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:30
8 Rohy Ifampitohizana  

Nanao voady teo i Jakôba ka niteny hoe: –Raha miaraka amiko ny Tompo ka miaro ahy amin’izao lalana alehako izao, ary manome ahy izay hohaniko sy hotafîko,


Koa nivoady tamin’ny TOMPO ireo Israelita ka nanao hoe: –Raha atolotrao eo an-tananay io firenena io, dia hataonay levona ny tanànany.


Ary nirotsaka tao amin’i Jiftà ny Fanahin’ny TOMPO, dia nandeha nitety ny faritanin’i Gilehada sy i Manase izy, ary tonga tao Mitsepà any Gilehada mba hiampita ho any amin’ny faritanin’ny Hamônita.


dia hatokako ho ANAO sady hatolotro ho sorona dorana manontolo ho Anao izay olona mivoaka voalohany ny varavaran’ny tranoko mba hitsena ahy rehefa miverina avy nandresy ny Hamônita aho.


sy voady izao: «Ry TOMPOn’izao rehetra izao ô, mba jereo tokoa ny alaheloko ka tsarovy fa aza hadinoina; raha mba omenao zanakalahy anankiray aho, dia hatolotro ho ANAO kosa izy amin’ny androny rehetra; ka tsy hokasihin-kareza ny lohany.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra