Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Dia nandefa iraka fanindroany ho any amin’ny mpanjakan’ny Hamônita indray i Jiftà

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny Amonita indray i Jefta

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Dia nandefa iraka fanindroany ho any amin’ny mpanjakan’ny Hamônita indray i Jiftà

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Dia nandefa iraka indray i Jefte ho any amin’ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin’ny mpanjakan’ny taranak’i Amona

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin'ny mpanakan'ny taranak'i Amona

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’ny Amonita indray i Jefta

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:14
6 Rohy Ifampitohizana  

Vao itenenako fiadanana izy, dia mila ady amiko foana.


Ary raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra.


Iezaho ny hahatsara fihavanana amin’ny olona rehetra sy ny hanana toe-piainana masina; fa izay tsy manana toe-piainana masina dia tsy hahita ny Tompo.


aoka izy hiala amin’ny ratsy ka hanao soa, aoka hitady fihavanana tsy an-kiato;


Dia hoy ny mpanjakan’ny Hamônita tamin’ireo irak’i Jiftà: –Fony niakatra avy tany Ejipta ny Israelita, dia naka ny taniko hatreo amin’ny lohasahan’i Arnôna ka hatrany amin’ny renirano Jabôka sy hatrany Jôrdàna. Koa ankehitriny avereno amiko am-pilaminana ireo faritany ireo.


mba hilaza izao hafatra izao: –Tsy naka ny faritanin’ny Môabita na ny faritanin’ny Hamônita ny Israelita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra