Mika 5:10 - DIEM PROTESTANTA10 Horavako ny tanàna eo amin’ny taninareo, ary harodako avokoa ny mandanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 hofoanako ny tanàna amin’ny taninao ary harodako ny tanànanao mimanda rehetra; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Horavako ny tanàna eo amin’ny taninareo, ary harodako avokoa ny mandanareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Ny tanàna eo amin’ny taninao horavako; ny tranonao mimanda harodako avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Hofoanako ny tanàna amin’ny taninao, Ary harodako ny tanànanao mimanda rehetra; Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Hofoanako ny tanàna amin'ny taninao, Ary harodako ny tanànanao mimanda rehetra; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 hofoanako ny tanàna amin’ny taninao ary harodako ny tanànanao mimanda rehetra; Jereo ny toko |
Hofoanany tsy ho ao Efraîma intsony ny kalesy ary tsy ho ao Jerosalema ny soavaly fitondra miady Hopotehiny ny tsipîkan’ady ary hilaza fiadanana amin’ny firenena Izy. Ny fifehezany dia hatreo amin’ny ranomasina iray ka hatrany amin’ny ranomasina iray hafa, ary hatreo amin’ny onin’i Eofrata ka hatrany am-paran’ny tany.