Mika 4:8 - DIEM PROTESTANTA8 Ary ianao, ry tendrombohitra Tsiôna izay mitsinjo ny vahoaka toy ny tilikambo fiambenana, haverina aminao ny fahefana taloha; ho renivohi-panjakana indray i Jerosalema.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary ianao, ry Tilikambon’ny andian’ondry, tendrombohitr’i Ziona zanakavavy, aminao no ho tonga izany; eny, ho tonga indray ny fahefana voalohany, dia ny fanjakan’i Jerosalema zanakavavy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ary ianao, ry tendrombohitra Tsiôna izay mitsinjo ny vahoaka toy ny tilikambo fiambenana, haverina aminao ny fahefana taloha; ho renivohi-panjakana indray i Jerosalema.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Ary ianao, ry tilikambon’ny andiam-biby fiompy, tendrombohitry ny zanaka vavin’i Siôna, ho tonga hatreo aminao, dia hiverina aminao ny fanapahana taloha, dia ny fanjakana izay ananan’ny zanaka vavin’i Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary hianao, ry tilikambon’ny andiany. Tendrombohitr’i Ziona zanakavavy, Aminao no ho tonga izany, eny, ho tonga ny fanapahana voalohany, Dia ny fanjakan’ i Jerosalema zanakavavy. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary ianao, ry tilikambon'ny andiany. Tendrombohitr'i Ziona zanakavavy, Aminao no ho tonga izany, eny, ho tonga ny fanapahana voalohany, Dia ny fanjakan' i Jerosalema zanakavavy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ary ianao, ry Tilikambon’ny andian’ondry, tendrombohitr’i Ziona zanakavavy, aminao no ho tonga izany; eny, ho tonga indray ny fahefana voalohany, dia ny fanjakan’i Jerosalema zanakavavy. Jereo ny toko |
Hofoanany tsy ho ao Efraîma intsony ny kalesy ary tsy ho ao Jerosalema ny soavaly fitondra miady Hopotehiny ny tsipîkan’ady ary hilaza fiadanana amin’ny firenena Izy. Ny fifehezany dia hatreo amin’ny ranomasina iray ka hatrany amin’ny ranomasina iray hafa, ary hatreo amin’ny onin’i Eofrata ka hatrany am-paran’ny tany.
Ary dia fanoharana indray no nitenenan’i Jesoa tamin’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna ary loholona, ka hoy Izy: –Nisy lehilahy nanamboatra tanimboaloboka sy namefy azy manodidina ary nanao lavaka famiazam-bokatra sy tilikambo fiambenana, dia nampanofa azy tamina mpamboly ary lasa nankany an-tany hafa.