Mika 3:5 - DIEM PROTESTANTA5 Izao no lazain’ny TOMPO ny amin’ireo mpaminany izay mpamitaka ny vahoakako: «Raha misy mahafoy hokepohiny, dia iantsoany ‹Fiadanana›. Fa izay tsy manome zavatra hataony am-bava kosa dia hananganany ady manokana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ny mpaminany izay mampaniasia ny oloko: Rehefa misy zavatra hotsakoiny dia mitory fiadanana izy, fa izay tsy manisy hanina eo am-bavany kosa dia iantsoany ady masina! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Izao no lazain’ny TOMPO ny amin’ireo mpaminany izay mpamitaka ny vahoakako: «Raha misy mahafoy hokepohiny, dia iantsoany ‹Fiadanana›. Fa izay tsy manome zavatra hataony am-bava kosa dia hananganany ady manokana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Izao no lazain’i Iaveh, ny amin’ireo mpaminany izay nampaniasia ny vahoakako; izy ireo raha mbola manan-kokaikerina ny nifiny, mitory ny fihavanana; izay rehetra tsy manisy hanina eo am-bavany kosa dia ilazany avokoa fa hiady: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Izao no lazain’i Jehovah ny amin’ny mpaminany izay mampaniasia ny oloko,–dia ireo izay manaikitra amin’ny nifiny, nefa mitory fiadanana, ary izay tsy manisy hanina eo am-bavany kosa dia iantsoany hanaovana ady masina: Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Izao no lazain'i Jehovah ny amin'ny mpaminany izay mampaniasia ny oloko, dia ireo izay manaikitra amin'ny nifiny, nefa mitory fiadanana, ary izay tsy manisy hanina eo am-bavany kosa dia iantsoany hanaovana ady masina: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ny mpaminany izay mampaniasia ny oloko: Rehefa misy zavatra hotsakoiny dia mitory fiadanana izy, fa izay tsy manisy hanina eo am-bavany kosa dia iantsoany ady masina! Jereo ny toko |
«Ny heriko no hamely ny mpaminany izay milaza fahitana manodoka sy fanambaràna mamitaka. Tsy hanana anjara toerana ao amin’ny filankevitry ny vahoakako izy sady tsy ho voasoratra ao amin’ny lisitry ny vahoaka israelita ka tsy hiverina any amin’ny taniny. Amin’izay dia hoekeny fa Izaho no Tompo ANDRIANANAHARY.
Ny mpitondra azy mitsara mba hahazoana tsolotra; ny mpisorony mampianatra ny lalàna mba hahazoana karama; ary ny mpaminaniny manambara ny ho avy mba hahazoana vola. Kanefa dia mbola miankina amin’ny TOMPO ihany ireo ka miteny hoe: «Tsy eto anivontsika ve ny TOMPO? Tsia, tsy hisy loza hanjo antsika.»