Mika 2:7 - DIEM PROTESTANTA7 Fa voaozona ve ny taranak’i Jakôba? Malaky tezitra ve ny TOMPO? Izany ve no fomba fanaony?» Ny teniko dia feno halemem-panahy amin’ireo miaina araka ny hitsiny; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 E! Izany va no teninao, ry taranak’i Jakoba? Malaky tezitra va NY TOMPO? Izany va no fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Fa voaozona ve ny taranak’i Jakôba? Malaky tezitra ve ny TOMPO? Izany ve no fomba fanaony?» Ny teniko dia feno halemem-panahy amin’ireo miaina araka ny hitsiny; Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Ianao, ilay antsoina hoe taranak’i Jakôba, moa tsy manana fandeferana va i Iaveh? Izany va no asa fanaony? «Moa ny teniko tsy mba tenim-pitiavana ho an’izay mandeha amin’ny hitsiny?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 He! izany teny izany! ry taranak’ i Jakoba, Malaky tezitra va ny Fanahin’i Jehovah? Ireto va no asa fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko? Jereo ny tokoMalagasy Bible7 He! izany teny izany! Ry taranak'i Jakoba, Malaky tezitra va ny Fanahin'i Jehovah? Ireto va no asa fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 E! Izany va no teninao, ry taranak’i Jakoba? Malaky tezitra va NY TOMPO? Izany va no fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko? Jereo ny toko |
Nahoana, fony tonga Aho, no tsy nahita olona; nahoana, fony niantso Aho, no tsy nisy namaly? Ny tanako ve no fohy loatra ka tsy mahavonjy? Sa Izaho no tsy manan-kery hoenti-manafaka? Indro mandrahona fotsiny Aho, dia maina ny ranomasina na manjary taniefitra ny ony. Amin’izay, noho ny tsy fisian’ny rano, dia matin-ketaheta ny trondro ka maimbo.