Mika 2:6 - DIEM PROTESTANTA6 Hoy ny rediredin’ny sasany amiko: «Aza be rediredy aminay intsony ianao! Aoka izay ny rediredy toy ny hoe: tsy hay sakanana ny fahafaham-baràka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Aza miteniteny ianareo, hoy ny fiteniteniny; aoka tsy hiteniteny toy izany izy. Tsy hita lany ny fanalam-baraka ataony! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Hoy ny rediredin’ny sasany amiko: «Aza be rediredy aminay intsony ianao! Aoka izay ny rediredy toy ny hoe: tsy hay sakanana ny fahafaham-baràka. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Aza maminany intsony ianareo, hoy izy ireo maminany. Raha tsy misy maminany amin’ireto anefa, tsy hiala ny fahafaham-baraka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Aza miteniteny hianareo, hoy ny fiteniteniny; Aoka tsy hiteniteny ny amin’ireto izy, Tsy hita lany ny fanalam-baraka ataony! Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Aza miteniteny ianareo, hoy ny fiteniteniny; Aoka tsy hiteniteny ny amin'ireto izy, Tsy hita lany ny fanalam-baraka ataony! Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Aza miteniteny ianareo, hoy ny fiteniteniny; aoka tsy hiteniteny toy izany izy. Tsy hita lany ny fanalam-baraka ataony! Jereo ny toko |
Fa tandremanareo fatratra ny ohatra ratsy nasehon’i Hômrỳ mpanjaka sy ny fihetsiky ry i Ahaba mianakavy, ka narahinareo ny fomba amam-panaony. Noho izany, dia hatolotro horavana ity renivohitrareo ity ary ho fihomehezana ianareo mponina ao aminy; ka ianareo no hitondra ny latsa mianjady amin’ny vahoakako.»