Matio 9:4 - DIEM PROTESTANTA4 Fantatr’i Jesoa ny eritreritry ny mpahay lalàna ka hoy Izy: –Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Fa Jesosy nahafantatra ny eritreriny dia niteny hoe: Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Fantatr’i Jesoa ny eritreritry ny mpahay lalàna ka hoy Izy: –Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo? Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Fa i Jesoa nahalala ny eritreriny ka nanao hoe: «Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Fa Jesosy nahafantatra ny eritreriny, dia nanao hoe: Nahoana hianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo? Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Fa Jesosy nahafantatra ny eritreriny, dia nanao hoe: Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Fa Jesosy nahafantatra ny eritreriny dia niteny hoe: Nahoana ianareo no mieritreri-dratsy ao am-ponareo? Jereo ny toko |
Ary hoy indray i Jesoa tamin’i Petera fanintelony: –Ry Simôna zanakalahin’i Jôhany, moa tia Ahy ve ianao? Dia nalahelo i Petera fa nataon’i Jesoa fanintelony hoe: «Moa tia Ahy ve ianao?», ka hoy ny navaliny Azy: –Ianao, ry Tompo, no mahalala ny zavatra rehetra, ka fantatrao fa tiako Ianao. Dia hoy Izy taminy: –Fahano ireo ondriko.