Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 9:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Fa inona moa no tsotsotra kokoa, ny milaza hoe: «Voavela ny helokao», sa ny milaza hoe: «Mitsangàna ka mandehana»?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Fa inona moa no moramora kokoa, ny miteny hoe: Voavela ny helokao sa ny miteny hoe: Mitsangàna ka mandehana!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Fa inona moa no tsotsotra kokoa, ny milaza hoe: «Voavela ny helokao», sa ny milaza hoe: «Mitsangàna ka mandehana»?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Inona no moramora kokoa, ny manao hoe: Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, ka mandehana?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Fa iza moa no moramora kokoa, ny manao hoe va: Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, ka mandehana?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Fa iza moa no moramora kokoa, ny manao hoe va: Voavela ny helokao, sa ny manao hoe: Mitsangàna, ka mandehana?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Fa inona moa no moramora kokoa, ny miteny hoe: Voavela ny helokao sa ny miteny hoe: Mitsangàna ka mandehana!

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 9:5
15 Rohy Ifampitohizana  

Ary indro nisy lehilahy malemy nilamaka am-pandriana, nentin’olona teo aminy. Hitan’i Jesoa ny finoan’ireto olona, ka hoy Izy tamin’ilay malemy: –Mahereza, anaka; voavela ny helokao!


Aoka ho fantatrareo fa ny Zanak’olona eto an-tany dia manam-pahefana hamela heloka! Tamin’izay dia hoy i Jesoa tamin’ilay malemy: –Mitsangàna, batao ny fandrianao ka ndeha mody!


Hitan’i Jesoa ny finoan’ireto olona ka hoy Izy tamin’ilay malemy: –Voavela ny helokao, anaka!


Hitan’i Jesoa ny finoan’ireo olona ka hoy Izy tamin’ilay marary: –Andriamatoa, voavela ny helokao!


Hoy kosa i Jesoa tamin-dravehivavy: –Voavela ny helokao!


Nino ny anaran’i Jesoa ralehilahy izay hitanareo sy fantatrareo io, ka ny herin’ny anaran’i Jesoa no nampanjaka azy; ny finoana avy amin’i Jesoa no nahatomady azy tanteraka indray araka izao atrehinareo rehetra izao.


Ary hoy i Petera taminy: –Ry Enea, manasitrana anao i Jesoa Kristy! Mitsangàna ka amboary ny fandrianao! Dia nitsangana niaraka tamin’izay i Enea.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra