Matio 8:9 - DIEM PROTESTANTA9 Izaho manko, na ambany fahefan’olona aza, dia mba mifehy miaramila ihany; ka raha misy ataoko hoe «Mandehana», dia mandeha izy; na misy antsoiko hoe «Avia», dia avy izy; ary raha ny mpiasako no ilazako hoe «Ataovy izao», dia manao izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Fa izaho koa dia mba lehilahy manana lehibe ihany ary manana miaramila izay feheziko; ary raha hoy aho amin’ny iray: Mandehana! Dia mandeha izy; ary amin’ny iray koa: Avia! Dia avy izy; ary amin’ny mpanompoko: Ataovy izao! Dia manatanteraka izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Izaho manko, na ambany fahefan’olona aza, dia mba mifehy miaramila ihany; ka raha misy ataoko hoe «Mandehana», dia mandeha izy; na misy antsoiko hoe «Avia», dia avy izy; ary raha ny mpiasako no ilazako hoe «Ataovy izao», dia manao izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Fa na dia olom-pehezina aza aho, mba mifehy miaramila ihany koa, ka raha lazaiko amin’ny iray hoe: Andeha ianao, dia mandeha izy; ary amin’ny anankiray: Avia ianao, dia avy izy; ary amin’ny ankiziko: Ataovy izao, dia manao izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Fa izaho koa mba lehilahy manan-dehibe ihany ka manana miaramila izay feheziko; ary raha hoy izaho amin’ny anankiray: Mandehana, dia mandeha izy; ary amin’ny anankiray koa: Avia, dia avy izy; ary amin’ny andevolahiko: Ataovy izao, dia manao izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Fa izaho koa mba lehilahy manan-dehibe ihany ka manana miaramila izay feheziko; ary raha hoy izaho amin'ny anankiray: Mandehana, dia mandeha izy; ary amin'ny anankiray koa: Avia, dia avy izy; ary amin'ny andevolahiko: Ataovy izao, dia manao izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Fa izaho koa dia mba lehilahy manana lehibe ihany ary manana miaramila izay feheziko; ary raha hoy aho amin’ny iray: Mandehana! Dia mandeha izy; ary amin’ny iray koa: Avia! Dia avy izy; ary amin’ny mpanompoko: Ataovy izao! Dia manatanteraka izy. Jereo ny toko |