Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 8:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Dia hoy i Jesoa tamin’ilay kapiteny: –Mandehana, ary aoka ho tonga aminao araka izay ninoanao. Dia sitrana tamin’izany ora izany ilay mpanompony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ary Jesosy niteny tamin’ilay kapiteny hoe: Mandehana; tongava aminao araka ny ninoanao. Tamin’izay ora izay no nahasitrana ilay mpanompony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Dia hoy i Jesoa tamin’ilay kapiteny: –Mandehana, ary aoka ho tonga aminao araka izay ninoanao. Dia sitrana tamin’izany ora izany ilay mpanompony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Ary hoy i Jesoa tamin’ilay kapiteny: «Mandehana, ary aoka ho tanteraka aminao araka izay ninoanao.» Dia sitrana tamin’izany ora izany ilay ankiziny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary Jesosy niteny tamin’ilay kapiteny hoe: Mandehana; tongava aminao araka ny ninoanao. Dia sitrana tamin’izany ora izany ilay ankizilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary Jesosy niteny tamin'ilay kapiteny hoe: Mandehana; tongava aminao araka ny ninoanao. Dia sitrana tamin'izany ora izany ilay ankizilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ary Jesosy niteny tamin’ilay kapiteny hoe: Mandehana; tongava aminao araka ny ninoanao. Tamin’izay ora izay no nahasitrana ilay mpanompony.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 8:13
10 Rohy Ifampitohizana  

Noho izany, hano amim-pifaliana ny haninao ary sotroy amin’ny fo ravoravo ny divainao, satria efa sitrak’Andriamanitra ireo asanao.


Tamin’izay dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Lehibe ny finoanao, ramatoa; aoka ho tonga aminao araka izay irînao. Ary nanomboka tamin’io ora io dia sitrana ilay zanany vavy.


Dia hoy i Jesoa taminy: –Satria kely finoana loatra ianareo! Eny, lazaiko marina aminareo fa raha manam-pinoana tahaka ny voan-tsinapy anankiray ianareo ka hiteny amin’io tendrombohitra io hoe: «Mifindrà erỳ», dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao. [


Ary hoy i Jesoa taminy: –Tandremo ny milaza izao na amin’iza na amin’iza; fa mandehana miseho amin’ny mpisorona ary ento ny fanatitra voadidin’i Mosesy mba ho vavolombelona amin’ny olona fa madio ianao.


Dia nitodika i Jesoa ka nahita azy ary niteny hoe: –Mahereza, anaka; ny finoanao no nahasitrana anao! Ary nanomboka tamin’io ora io dia sitrana ravehivavy.


Dia hoy i Jesoa taminy: –Izany no teninao, ka dia modia fa efa niala tamin’ny zanakao ny demony.


Fa hoy ny navalin’i Jesoa azy: –Raha misy efako hoe? Tsy misy tsy efan’izay mino!


Ka hoy i Jesoa taminy: –Ndeha mody, fa velona soa aman-tsara ny zanakao! Nino ny teny voalazan’i Jesoa taminy ralehilahy, ka lasa nody.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra