Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 27:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Rehefa nikaon-doha ry zareo, dia nampiasa ny vola hividianana ny sahan’ny mpanefy vilany mba hatao fasam-bahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Koa rehefa nikaon-doha izy ireo dia novidiny tamin’ilay vola ny sahan’ny mpanefy vilany mba ho fandevenam-bahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Rehefa nikaon-doha ry zareo, dia nampiasa ny vola hividianana ny sahan’ny mpanefy vilany mba hatao fasam-bahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 ary nony niara-nihevitra izy, dia namidiny ny sahan’ny mpanao vilany ny vola, hatao tany fandevenam-bahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary nony niara-nihevitra izy, dia namidiny ny sahan’ny mpanefy vilany ny vola ho fandevenam-bahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary nony niara-nihevitra izy, dia namidiny ny sahan'ny mpanefy vilany ny vola ho fandevenam-bahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Koa rehefa nikaon-doha izy ireo dia novidiny tamin’ilay vola ny sahan’ny mpanefy vilany mba ho fandevenam-bahiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 27:7
2 Rohy Ifampitohizana  

Ireo lohandoha-mpisorona kosa naka ny vola ary niteny hoe: –Tsy azo alatsaka amin’ny rakitry ny tempoly ireto vola ireto satria vidin-dra.


Izany no iantsoana io saha io mandraka androany hoe Sahan-dra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra