Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 26:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Tany Betania i Jesoa tamin’izay ary tao an-tranon’i Simôna mpivaro-bakoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary nony tany Betania, tao an-tranon’i Simona boka, Jesosy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Tany Betania i Jesoa tamin’izay ary tao an-tranon’i Simôna mpivaro-bakoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Ary nony tany Betania i Jesoa, tao an-tranon’i Simôna boka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 ARY nony tany Betania Jesosy, tao an-tranon’i Simona boka,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary nony tany Betania Jesosy, tao an-tranon'i Simona boka,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ary nony tany Betania, tao an-tranon’i Simona boka, Jesosy,

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 26:6
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia nilaozan’i Jesoa ry zareo; ary niala tao an-tanàna Izy hankany Betania, ka nandry tany.


Ny ampitson’iny, raha niala tao Betania i Jesoa sy ny mpianany, dia nahatsiaro noana i Jesoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra