Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 26:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Fa hoy i Jesoa: –Ilay niara-nanatsoboka mofo tamiko tao anaty lovia, izy no hanolotra Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ary Izy namaly hoe: Izay niara-nanatsoboka ny tanany Tamiko tao anatin’ny lovia, izy no hamadika Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Fa hoy i Jesoa: –Ilay niara-nanatsoboka mofo tamiko tao anaty lovia, izy no hanolotra Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Dia namaly Izy ka nanao hoe: «Izay niara-nanatsobokany tanany tamiko tao an-dovia, izy no hamadika Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Izay niara-nanatsoboka ny tànany tamiko tao anatin’ ny lovia, izy no hamadika Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Izay niara-nanatsoboka ny tànany tamiko tao anatin'ny lovia, izy no hamadika Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ary Izy namaly hoe: Izay niara-nanatsoboka ny tanany Tamiko tao anatin’ny lovia, izy no hamadika Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 26:23
6 Rohy Ifampitohizana  

Hoy ireo hoe: «Voan’ny aretin-dratsy io ka milamaka tsy ho tafarina intsony!»


Ny kamo mangarom-bilia amin’ny tanany, nefa tsy mahatonga izany ao am-bavany.


Nalahelo mafy ireto mpianatra, ka samy niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy izaho manko izany, Tompoko!


Eny, indro miaraka amiko eto am-pisakafoana ilay hanolotra Ahy.


Tsy ho anareo rehetra no itenenako, satria fantatro izay nofidiko; kanefa aoka ho tanteraka ny tenin’ny Soratra Masina hoe: «Ilay miara-mihina-mofo amiko no nanainga ny ombalahin-tongony hamely Ahy.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra