Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 26:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Nalahelo mafy ireto mpianatra, ka samy niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy izaho manko izany, Tompoko!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Dia nalahelo mafy izy ireo ka samy nanontany Azy ny tsirairay hoe: Moa izaho va izany, Tompoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Nalahelo mafy ireto mpianatra, ka samy niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy izaho manko izany, Tompoko!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Nalahelo mafy izy ireo ka samy nanontany hoe: «Moa izaho va izany, Tompoko?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Dia nalahelo indrindra izy rehetra, ka samy nanontany Azy hoe: Moa izaho va izany, Tompoko?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Dia nalahelo indrindra izy rehetra, ka samy nanontany Azy hoe: Moa izaho va izany, Tompoko?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Dia nalahelo mafy izy ireo ka samy nanontany Azy ny tsirairay hoe: Moa izaho va izany, Tompoko?

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 26:22
7 Rohy Ifampitohizana  

Raha teo am-pisakafoana izy rehetra, dia hoy i Jesoa: –Lazaiko marina aminareo fa hanolotra Ahy ny anankiray aminareo!


Fa hoy i Jesoa: –Ilay niara-nanatsoboka mofo tamiko tao anaty lovia, izy no hanolotra Ahy.


Ary nifanontany ireo apôstôly hoe: «Iza re amintsika no dia hahavita izany?»


Ary hoy indray i Jesoa tamin’i Petera fanintelony: –Ry Simôna zanakalahin’i Jôhany, moa tia Ahy ve ianao? Dia nalahelo i Petera fa nataon’i Jesoa fanintelony hoe: «Moa tia Ahy ve ianao?», ka hoy ny navaliny Azy: –Ianao, ry Tompo, no mahalala ny zavatra rehetra, ka fantatrao fa tiako Ianao. Dia hoy Izy taminy: –Fahano ireo ondriko.


Aoka ny olona handini-tena vao mihinana amin’izany mofo izany sy misotro amin’izany kalisy izany;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra