Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 24:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Ary niteny i Jesoa nanao tamin’ny mpianany hoe: –Hitanareo moa ireo rehetra ireo? Lazaiko marina aminareo fa tsy havela hisy vato mifanongoa eo ka tsy harodana!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Hoy Izy anefa taminy: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eo ka tsy horavana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Ary niteny i Jesoa nanao tamin’ny mpianany hoe: –Hitanareo moa ireo rehetra ireo? Lazaiko marina aminareo fa tsy havela hisy vato mifanongoa eo ka tsy harodana!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 fa namaly Izy ka nanao taminy hoe: «Hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko marina aminareo fa tsy hisy vato havela hifanongoa eo izay tsy horavana.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Hoy Izy anefa taminy: Tsy hitanareo va ireo rehetra ireo? Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy havela hisy vato hifanongoa eo ka tsy horavana.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 24:2
8 Rohy Ifampitohizana  

–Tamin’ny andron’i Hezekià mpanjakan’i Joda dia nisy mpaminany atao hoe Mikà avy any Môreseta. Niteny tamin’ny vahoaka rehetra tao Joda izy ka nanao hoe: Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Ho voatrongitrongy toy ny tanimboly i Tsiôna, ho tonga korontam-bato i Jerosalema, ary ho tonga havoana misy lobolobo ny tendrombohitra misy ny tempoly.»


Koa, noho ny aminareo, i Tsiôna dia hasaina toy ny tanimboly; i Jerosalema ho tonga korotam-bato; ary ny tendrombohitra misy ilay tempoly ho rakotry ny kirihitra ala.


Hofongorana tanteraka ianao sy ny mponina ao anatinao ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, noho ianao tsy nahalala ny andro notendren’Andriamanitra hamangiana anao!


Koa raha ho levona toy izany àry izao rehetra izao, dia ho olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin’ny fitondrantena masina sy ny firaiketam-po amin’Andriamanitra?


Tsy nahita tempoly tao amin’ilay tanàna aho, satria ny Tompo Andriamanitra Tsitoha sy ny Zanakondry no tempoliny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra