Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 20:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Teo am-pandraisana izany, dia nimonomonona tamin’ny tompon’ilay tanimboaloboka ireto mpiasa ireto

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Koa rehefa nahazo izany izy ireo dia nimonomonona tamin’ny tompon-trano ka niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Teo am-pandraisana izany, dia nimonomonona tamin’ny tompon’ilay tanimboaloboka ireto mpiasa ireto

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Teo am-pandraisana izany izy dia nimonomonona tamin’ny tompon-trano

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary rehefa nahazo izany izy, dia nimonomonona tamin’ny tompon-trano ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary rehefa nahazo izany izy, dia nimonomonona tamin'ny tompon-trano ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 20:11
14 Rohy Ifampitohizana  

Tonga kosa ireo nilatsaka voalohany ary nanampo handray bebe kokoa, kanjo denàry anankiray avy ihany koa no voarainy.


nanao hoe: «Ireo nilatsaka farany ireo dia ora iray monja no niasany, kanefa nampitovînao karama aminay nisasatra nandritra ny andro sady niaritra ny hafanana.»


Azo namidy denàry telonjato mahery iny ka omena ny mahantra ny vidiny! Dia nolevileven-dry zareo ravehivavy.


Hany ka nimonomonona ny Farisianina sy ny mpahay lalàna nanao hoe: –Rangahy io ny mpanota no ifandraisany sy iarahany misakafo!


Nimonomonona ny olona rehetra nanatrika teo ka nanao hoe: –Any amin’ny mpanota indray re no amantanany!


Nimonomonona ny Farisianina sy ireo mpahay lalàna mpomba azy ka nilaza tamin’ny mpianatr’i Jesoa hoe: –Ahoana ianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?


Dia nimonomonona tamin’i Jesoa ny Jiosy, noho Izy niteny hoe: «Izaho no mofo nidina avy tany an-danitra!»


Fantatr’i Jesoa tao am-pony fa nimonomonona ny mpianany noho izany teny izany, ka hoy Izy taminy: –Misakana anareo tsy hino Ahy ve izany?


Tonga feno fialonana ny Jiosy nony nahita ny vahoaka maro, ka sady nanohitra ny teny voalazan’i Paoly no nanevateva azy.


Sakanan-dry zareo izahay tsy hitory amin’ny hafa firenena ilay hafatra mitondra famonjena, hany ka mihafeno hatrany ny fatran’ny fahotana vitan’ny Jiosy, kanjo, tamin’ny farany, dia niharan’ny fahatezeran’Andriamanitra ireo.


Ireo mpampianatra sandoka ireo dia mpimonomonona sy mpimoimoy lava, sady miaina araka ny filàndratsiny no miavonavom-piteny, ka mandoka olona mba hahazoany tombon-tsoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra