Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 17:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Tamin’izay dia azon’ireto mpianatra telo lahy an-tsaina fa i Jôhany Mpanao batisa no voalazan’i Jesoa taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Dia fantatry ny mpianatra fa ny amin’i Jaona Mpanao batisa no nolazainy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Tamin’izay dia azon’ireto mpianatra telo lahy an-tsaina fa i Jôhany Mpanao batisa no voalazan’i Jesoa taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Dia fantatry ny mpianatra tamin’izay fa i Joany Batista no nolazainy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Dia fantatry ny mpianatra fa Jaona Mpanao-batisa no nolazainy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Dia fantatry ny mpianatra fa Jaona Mpanao-batisa no nolazainy taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 17:13
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary raha mety mandray ianareo, dia i Jôhany no Elià voalaza fa ho avy.


Nefa izao no lazaiko aminareo: Efa tonga tokoa i Elià, saingy tsy fantatry ny olona sasany ka nanaovany izay fampijaliana rehetra tiany hatao taminy; dia tahaka izany koa no hampijalian-dry zareo ny Zanak’olona.


Nony tafaverina teo amin’ny vahoaka ry i Jesoa efa-mianaka, dia nisy lehilahy anankiray nanatona an’i Jesoa ary nandohalika teo anatrehany


Tamin’izany vaninandro izany, dia niseho tany an-taniefitr’i Jodea i Jôhany Mpanao batisa, ary nanao antso avo hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra