Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 11:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Dia hoy i Jesoa namaly ireto iraka: –Ndeha ambarao an’i Jôhany ny zavatra hitanareo sy renareo:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: Mandehana ianareo ka ambarao amin’i Jaona izao renareo sy hitanareo izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Dia hoy i Jesoa namaly ireto iraka: –Ndeha ambarao an’i Jôhany ny zavatra hitanareo sy renareo:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Dia namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Mandehana ka lazao amin’i Joany izao zavatra renareo sy hitanareo izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mandehana hianareo, ka ambarao amin’i Jaona izao renareo sy hitanareo izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mandehana ianareo, ka ambarao amin'i Jaona izao renareo sy hitanareo izao:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ary Jesosy namaly azy ireo hoe: Mandehana ianareo ka ambarao amin’i Jaona izao renareo sy hitanareo izao:

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 11:4
7 Rohy Ifampitohizana  

hanontany azy hoe: –Ianao ve no Ilay ho avy sa olon-kafa no mbola tokony handrasanay?


mahiratra ny jamba, mandeha tsara ny mandringa, madio ny marary hoditra, mandre ny marenina, atsangana ho velona ny maty, itoriana ny Vaovao Mahafaly ny mahantra.


Ary nisy vahoaka betsaka nanatona Azy sady nitondra ny mandringa, ny jamba, ny kilemaina, ny moana, mbamin’ny maro hafa koa; napetraka teo an-tongotr’i Jesoa ireo marary ireo ka nositraniny.


Ary nisy jamba sy mandringa nanatona an’i Jesoa tao an-kianjan’ny tempoly ka dia nositraniny.


Nanatsotra tanana i Jesoa dia nikasika azy sady niteny hoe: –Sitrako, madiova ianao! Avy hatrany dia nadio ny aretin-koditra nahazo an-dralehilahy.


Minoa Ahy fa Izaho dia ao anatin’ny Ray ary ny Ray ato anatiko; raha tsy mino ny teniko ianareo, dia minoa ahay noho ireny asa ireny.


Raha Izaho dia manana fijoroana ho vavolombelona manoatra ny an’i Jôhany, satria ireo asa nomen’ny Raiko hotontosaiko sady ataoko tokoa no vavolombelona momba Ahy sady manambara fa nirahin’ny Ray Aho:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra