Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 1:5 - DIEM PROTESTANTA

5 I Salmôna, ray niteraka an’i Bôhaza (ary dia i Rahaba no reniny); i Bôhaza, ray niteraka an’i Ôbeda (ary i Rota no reniny); i Ôbeda, ray niteraka an’i Jisay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 i Salmona dia niteraka an’i Boaza tamin’i Rahaba; i Boaza dia niteraka an’i Obeda tamin’i Rota; i Obeda dia niteraka an’i Jese;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 I Salmôna, ray niteraka an’i Bôhaza (ary dia i Rahaba no reniny); i Bôhaza, ray niteraka an’i Ôbeda (ary i Rota no reniny); i Ôbeda, ray niteraka an’i Jisay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 i Salmôna niteraka an’i Booza tamin’i Rahaba; i Booza niteraka an’i Obeda tamin’i Rota; i Obeda niteraka an’i Jese; i Jese niteraka an’i Davida mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 ary Salmona niteraka an’i Boaza tamin-dRahaba; ary Boaza niteraka an’i Obeda tamin-dRota; ary Obeda niteraka an’i Jese;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 ary Salmona niteraka an'i Boaza tamin-dRahaba; ary Boaza niteraka an'i Obeda tamin-dRota; ary Obeda niteraka an'i Jese;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 i Salmona dia niteraka an’i Boaza tamin’i Rahaba; i Boaza dia niteraka an’i Obeda tamin’i Rota; i Obeda dia niteraka an’i Jese;

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 1:5
13 Rohy Ifampitohizana  

I Arama, ray niteraka an’i Haminadàba; i Haminadàba, ray niteraka an’i Nahasôna; i Nahasôna, ray niteraka an’i Salmôna.


i Jisay, ray niteraka an’i Davida mpanjaka. I Davida kosa no ray niteraka an’i Salômôna (ary dia ny vadin’i Orià no reniny);


dia i Davida zanakalahin’i Jisay, zafin’i Ôbeda, zafiafin’i Bôhaza, zafin-dohalik’i Salà, zafin-kitrokelin’i Nahasôna,


Finoana no tsy nahafaty an’i Rahaba vehivavy janga, tsy nahafaty azy niaraka tamin’ireo tsy nanaiky an’Andriamanitra satria noraisiny tamim-pitiavana ireo mpitsikilo.


Toy izay koa i Rahaba vehivavy janga: nahazo ny fahamarinana avy amin’Andriamanitra izy noho ny asa nataony, fony izy nampiantrano ireo iraka israelita ary nampandeha azy tamin’ny lalan-kafa.


Dia toy izany no niverenan’i Nahômỳ avy any amin’ny faritr’i Môaba; ary niaraka taminy koa i Rota, vehivavy môabita vinantony. Tonga tany Betlehema izy mianaka tamin’ny fiandohan’ny fijinjana vary ôrza.


Samy naka vady tamin’ny vehivavy môabita izy mirahalahy ka i Hôrpa no anaran’ny anankiray ary i Rota kosa no anaran’ny anankiray. Ary tokony ho folo taona nipetrahana tany Môaba ry zareo,


i Salmôna, ray niteraka an’i Bôhaza; i Bôhaza, ray niteraka an’i Hôbeda;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra