Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 1:3 - DIEM PROTESTANTA

3 I Joda, ray niteraka an’i Farèsa sy i Zara (ary dia i Tamara no renin’izy roa lahy); i Farèsa, ray niteraka an’i Hesrôna; i Hesrôna, ray niteraka an’i Arama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 i Joda dia niteraka an’i Fareza sy i Zara tamin’i Tamara; i Fareza dia niteraka an’i Hezrona; i Hezrona dia niteraka an’i Arama;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 I Joda, ray niteraka an’i Farèsa sy i Zara (ary dia i Tamara no renin’izy roa lahy); i Farèsa, ray niteraka an’i Hesrôna; i Hesrôna, ray niteraka an’i Arama.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 i Jodà niteraka an’i Faresa sy i Zarà tamin’i Tamara; i Faresa niteraka an’i Esrôna; i Esrôna niteraka an’i Arama;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 ary Joda niteraka an’i Fareza sy Zara tamin’i Tamara; ary Fareza niteraka an’i Hezrona; ary Hezrona niteraka an-dRama;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 ary Joda niteraka an'i Fareza sy Zara tamin'i Tamara; ary Fareza niteraka an'i Hezrona; ary Hezrona niteraka an-dRama;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 i Joda dia niteraka an’i Fareza sy i Zara tamin’i Tamara; i Fareza dia niteraka an’i Hezrona; i Hezrona dia niteraka an’i Arama;

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 1:3
13 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy i Joda tamin’i Tamara vinantovaviny: –Mitoera ho mpitondratena any an-tranon’ny rainao aloha mandra-pahalehiben’i Selà zanako lahy. Fa hoy i Joda anakampony hoe: «Sao dia ho faty toy ny rahalahiny eo koa i Selà.» Dia lasa i Tamara nonina tany an-tranon-drainy.


Naka vady ho an’i Hera lahimatoany i Joda, ka Tamara no anarany.


I Joda sy ireo zanany lahy, dia i Selà sy i Peretsa ary i Zera; fa ny zanany roa lahy, i Hera sy i Onàna, dia efa maty tany amin’ny tany Kanahàna. Ary ny zanakalahin’i Peretsa dia i Hetsirôna sy i Hamola.


Ny zanakalahin’i Joda dia i Peretsa sy i Hetsirôna mbamin’i Karmỳ sy i Hora ary i Sôbala.


avy tamin’ny terak’i Zerà, dia i Jehiela. Ireo mbamin’ny havany rehetra dia nisy 690 tao Jerosalema.


I Abrahama no ray niteraka an’i Itsehàka, i Itsehàka, ray niteraka an’i Jakôba; i Jakôba, ray niteraka an’i Joda mirahalahy avy.


I Arama, ray niteraka an’i Haminadàba; i Haminadàba, ray niteraka an’i Nahasôna; i Nahasôna, ray niteraka an’i Salmôna.


zafim-paladian’i Haminadàba, ary zafin-dorian’i Admîna, dia i Admîna zanakalahin’i Arama, zafin’i Arnỳ, zafiafin’i Hesrôna, zafin-dohalik’i Peretsa, zafin-kitrokelin’i Jodà,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra