Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 1:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Koa 14 izany no isan’ny taranaka rehetra hatramin’i Abrahama ka hatramin’i Davida; 14 koa hatramin’i Davida ka hatramin’ny nahababo ny vahoaka israelita tany Babilôna ka hatramin’ny Mesia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Ny taranaka rehetra hatreo amin’i Abrahama ka hatramin’i Davida dia taranaka efatra amby folo; ary hatramin’i Davida ka hatramin’ny nifindrana tany Babilona dia taranaka efatra amby folo; ary hatramin’ny nifindrana tany Babilona ka hatramin’i Kristy dia taranaka efatra amby folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Koa 14 izany no isan’ny taranaka rehetra hatramin’i Abrahama ka hatramin’i Davida; 14 koa hatramin’i Davida ka hatramin’ny nahababo ny vahoaka israelita tany Babilôna ka hatramin’ny Mesia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Koa ny taranaka rehetra hatramin’i Abrahama ka hatramin’i Davida, dia taranaka efatra ambin’ny folo; ary hatramin’i Davida ka hatramin’ny nifindrana tany Babilôna, dia taranaka efatra ambin’ny folo; ary hatramin’ny nifindrana tany Babilôna ka hatramin’i Kristy, dia taranaka efatra ambin’ny folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary ny taranaka rehetra hatramin’i Abrahama ka hatramin’i Davida dia taranaka efatra ambin’ny folo; ary hatramin’i Davida ka hatramin’ny nifindrana tany Babylona dia taranaka efatra ambin’ny folo; ary hatramin’ny nifindrana tany Babylona ka hatramin’i Kristy dia taranaka efatra ambin’ny folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary ny taranaka rehetra hatramin'i Abrahama ka hatramin'i Davida dia taranaka efatra ambin'ny folo; ary hatramin'i Davida ka hatramin'ny nifindrana tany Babylona dia taranaka efatra ambin'ny folo; ary hatramin'ny nifindrana tany Babylona ka hatramin'i Kristy dia taranaka efatra ambin'ny folo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Ny taranaka rehetra hatreo amin’i Abrahama ka hatramin’i Davida dia taranaka efatra amby folo; ary hatramin’i Davida ka hatramin’ny nifindrana tany Babilona dia taranaka efatra amby folo; ary hatramin’ny nifindrana tany Babilona ka hatramin’i Kristy dia taranaka efatra amby folo.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 1:17
5 Rohy Ifampitohizana  

Nataony sesitany i Jerosalema iray manontolo, dia ny filoham-bahoaka rehetra sy ny mpanankarena rehetra, izany hoe voasesitany miisa 10 000 ankoatra ny mpahay taozavatra sy ny mpanefy; ireo vahoaka madinika sy mahantra no sisa navelany.


I Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna manko tsy mbola nitondra ireo fitaovana ireo avy tao Jerosalema hankany Babilôna fony izy nitondra an’i Jekonià, zanakalahin’i Joîakima sady mpanjakan’i Joda sy ireo olo-manankaja rehetra avy eto Joda sy i Jerosalema.)


Ren’i Jôhany Mpanao batisa tao am-ponja ny asa nataon’i Jesoa, ka nisy nirahin’i Jôhany ny mpianany


Ny nihaonan’i Andrea voalohany dia i Simôna rahalahiny ka nilazany hoe: –Efa hitanay ny Mesia (izany hoe i Kristy na hoe Voahosotra, raha adika)!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra