Matio 1:17 - Baiboly Katolika17 Koa ny taranaka rehetra hatramin’i Abrahama ka hatramin’i Davida, dia taranaka efatra ambin’ny folo; ary hatramin’i Davida ka hatramin’ny nifindrana tany Babilôna, dia taranaka efatra ambin’ny folo; ary hatramin’ny nifindrana tany Babilôna ka hatramin’i Kristy, dia taranaka efatra ambin’ny folo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ny taranaka rehetra hatreo amin’i Abrahama ka hatramin’i Davida dia taranaka efatra amby folo; ary hatramin’i Davida ka hatramin’ny nifindrana tany Babilona dia taranaka efatra amby folo; ary hatramin’ny nifindrana tany Babilona ka hatramin’i Kristy dia taranaka efatra amby folo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Koa 14 izany no isan’ny taranaka rehetra hatramin’i Abrahama ka hatramin’i Davida; 14 koa hatramin’i Davida ka hatramin’ny nahababo ny vahoaka israelita tany Babilôna ka hatramin’ny Mesia. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Koa 14 izany no isan’ny taranaka rehetra hatramin’i Abrahama ka hatramin’i Davida; 14 koa hatramin’i Davida ka hatramin’ny nahababo ny vahoaka israelita tany Babilôna ka hatramin’ny Mesia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary ny taranaka rehetra hatramin’i Abrahama ka hatramin’i Davida dia taranaka efatra ambin’ny folo; ary hatramin’i Davida ka hatramin’ny nifindrana tany Babylona dia taranaka efatra ambin’ny folo; ary hatramin’ny nifindrana tany Babylona ka hatramin’i Kristy dia taranaka efatra ambin’ny folo. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary ny taranaka rehetra hatramin'i Abrahama ka hatramin'i Davida dia taranaka efatra ambin'ny folo; ary hatramin'i Davida ka hatramin'ny nifindrana tany Babylona dia taranaka efatra ambin'ny folo; ary hatramin'ny nifindrana tany Babylona ka hatramin'i Kristy dia taranaka efatra ambin'ny folo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Ny taranaka rehetra hatreo amin’i Abrahama ka hatramin’i Davida dia taranaka efatra amby folo; ary hatramin’i Davida ka hatramin’ny nifindrana tany Babilona dia taranaka efatra amby folo; ary hatramin’ny nifindrana tany Babilona ka hatramin’i Kristy dia taranaka efatra amby folo. Jereo ny toko |